Teny iditra (1/2) | 1 havia |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.10#H135] amin' ny olona sy ny biby, ny havia dia ny ilany tena misy ny fo, mifamaly amin' ny ilany tsy misy ny fo, dia ny havanana. 4 [1.1] amin' ny vatan' ny olombelona sy ny biby, ny ila izay andrenesana ny fitepon' ny fo ary izay mifanitsy amin' io ila io, mifanohitra amin' ny havanana: Amin' ny havian-dalana mandeha / Tanan-kavia |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#241, 1.7] the left side 6 [1.7] the left hand |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#227, 1.8] la main gauche 8 [1.3#227, 1.8] le côté gauche |
Ohatra |
9 Ny an-dRobera ny havia, fa io no manakaiky ny foko. [2.499#] 10 Dia mitsikitsiky mitodika havia sy mitodika havanana. [2.245#] |
Sampanteny |
|
Tohi-kevitra | 15 havanana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny havia io |
Teny iditra (2/2) | 25 havia |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
27 [1.3] qui est inférieur en grade à un autre |
Tovy hevitra | 28 haviany |
Fivaditsoratra | 29 avahy, haiva, havai, havay, havia, hiava, vahia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |