Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : havia | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Mitana ny efa hoatry ny rary havia. [2.415 #2092]
Mitana ny efa ohatra ny rary havia. [2.653, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Tenir ce qui est fait et qui tient déjà par lui-même, comme les tresses de faiseurs de nattes sans habileté. [2.415 #2092] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens maladroits. [2.415 #2092] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Ny sampin-kavia mahay mianjaika ve no niolonolonana aman-kavana. [2.558 #3237] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Ny sampin-kavia nitopatopa no naharava fanambadiana. [2.558 #3238]
Ny sampin-kavia nitopatopa no naharava harena. [2.558 #3238] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Sampin-kavia mahavery ny adala, saina tsy mionona mahalany harena. [2.558 #3825] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Sikim-balaka mahay mamindra, sampin-kavia, mahay mianjaika. [2.558 #3886]
Sikim-balaka, mahay mandeha ; sampin-kavia, mahay mihaingo. [2.415 #2461, 2.653 #2895, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui se ceint les reins sans trop serrer montre qu' il sait marcher, et celui qui jette le bout de son lamba sur l' épaule gauche montre qu' il sait s' habiller. [2.165]
Qui met un lamba autour de ses reins et laisse pendre un bout sait marcher ; qui se drape de la main gauche sait se parer. [2.415 #2461] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Tanana an-kavia sy havanana, ka izay didiana maharary. [2.165 #1033]
Tanan-kavia sy havanana: izay Tanan-kavia sy havanana ka izay | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa samy rantsambatan' ny tena ireo ka na iza na iza voadidy aminy, dia samy ren' ny tena maharary tokoa. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La main gauche et la main droite, que l' on se coupe lune ou que l' on se coupe l' autre, c' est également douloureux. [2.165]
Main droite et main gauche : quand l'une est blessée, l' autre le sent. [2.415 #1129] Main gauche et main droite : elles souffrent de la môme blessure. [2.974 #425] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les parents ressentent les malheurs de leurs parents. [2.415 #1129] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Tanana havanana mikapoka ny havia : mahavoa maharary, saingy ny namana ihany. [2.558]
Tanana havanana nikapoka ny havia : nahavoa maharary, fa ny namana ihany. [2.415 #1128, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Main droite qui a frappé la gauche : elle a fait mal, mais c' est sa compagne. [2.415 #1128] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des différends entre parents. [2.415 #1128] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||