Teny iditra | 1 havitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vy na hazo maranidoha fisoronana afo na fanavanana ny lavenona; fitonoan-kena |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a pointed iron, a poker, a spit. [Mal. Kawit.] 5 [1.2] [Provincial] In the provinces a hook, a boat-hook |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny havitra io |
Fivaditsoratra | 10 havitra, hivatra, vahatry |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |