Teny iditra | sakaizan-kavitra | |
Singan-teny | sakaiza ; havitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny akoho tanora izay tsara raha atsatsika amin' ny afo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ami de la broche: petit poulet bon pour un petit rôti [1.3] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |