Teny iditra havitsiana (vitsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hakelezana isa: Mahabe fanantenana ny havitsian' ny olon-dratsy amin' itỳ tanàna itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Smallness of number, fewness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le petit nombre, rareté [1.8]
Ohatra Ny sisa tafajanona dia tsy tamana intsony noho ny havitsiana, ka dia nirenireny foana tany anaty ala tany; [2.357]
Sampanteny 
Tovy hevitra fahavitsiana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29