|
|
|
|

Teny iditra1  vitsy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsy maro na betsaka, tsy firy, kely isa: Vitsy kely foana ny olona nahafantatra azy tata an-tanàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  few [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  peu nombreux, rare [1.8]
Ohatra  6  Be noho vitsy isika eto [2.895#116]
7  dia andro vitsy vitsy foana [2.59#207]
8  Ka olom-bitsy sa vahoaka, tompoko, no manao izany? [2.643#197]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Mpanahaka  16  1.1=Kely=vitsy kely=tsy maro=tsy firy=azo isaina=ankavitsiana=vitsy dia vitsy=azo isaina amin' ny rantsan-tanana=tsirairay tadiavina=zara raha misy
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12