Teny iditra | 1 havitsina |
Fototeny | 2 vitsy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ahana, hakelezina isa: Kely ity efitrano fianarana itỳ ka tsy maintsy hohavitsinao ny isan' ny mpianatra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be reduced to a small number |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on réduit à un petit nombre |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 hanavitsy, havatsiny, havitsina, hivatsian, nahavitsy, tsahivina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |