Teny iditra | havoana (avo) | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Famaritana malagasy | [Sihanaka] tanety iva [Rakotosaona 1975] | ||||||||
Tendrombohitra tsy dia avo loatra: Eny antampon-kavoana [Rajemisa 1985] | |||||||||
Fandikana anglisy | a hill, an ascent, a mountain, hilly ground; also a tree. See abo, avo, tendrombohitra. [Richardson 1885] | ||||||||
a high place, high ground [Hallanger 1973] | |||||||||
Fandikana frantsay | plateau, terre haute [Hallanger 1974] | ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny iditra | havoana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fandikana frantsay | [Betsileo, Merina] souvent prononcé havoaña. Equivalent de afintsa ou fintsa; bananes séchées au four dans leur peau ; mets apprécié et d'ailleurs excellent même pour un palais européen. [Boiteau 1997] | ||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||
Teny iditra | havoana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fandikana frantsay | [Sakalava] Sens général : en haut, élevé au-dessus du sol. Nom donné aux fruits qu'on consomme lorsqu'ils ont séché sur l'arbre comme ceux de Phylloctenium bernieri Baill. (Bignoniaceae), excellent fruit sauvage. Plus généralement, nom des fruits qui restent accrochés aux branches longtemps après leur maturité : fruits marcescents. [Boiteau 1997] | ||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||
Anarana siantifika | Phylloctenium bernieri | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |