|
|
|
|

Teny iditra1  hazakazahina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Aleha haingana, vonjena maika: Nohazakazahiko tany an-tsaha Rakoto nony tsy hitako tao an-tranony
Enjehina: Nohazakazahiko tamin' ny tehina ilay karilahy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be run for.
5  [1.7] to be run after, to be pursued
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on suit ou poursuit en courant
Fototeny  7  hazakazaka
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13  hahazakazany, hazakazahina, ihazakazahan, nihazakazaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21