Teny iditra hazandrano
Singan-teny haza ; rano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana iraisan'ny biby fanjono [1.13]
Fanazavàna teny anglisy [rano, water.] fish, shrimps, water snails, etc., used as food. See laokan-drano. [1.2]
 Fish; cf. trondro [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Nom générique des poissons et de tout ce qu'on pêche [1.13]
Ohatra 
1Mihemotra ny onja, sintonina ihany ny lakana hipoky ny hazandrano. [2.499]
2Rehefa lasa lavidavitra ny mpaka hazandrano, niteny indray ilay Vazaha lehibe. [2.472]
3Mampaninona na ny lohany na ny rambony no ahazoana ny hazandrano, rehefa azo ihany? [2.297]
Voambolana 
Mpanahaka  trondro
Tsanganana sy sary iray takila Hazandrano maina
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02