|
|
|
|

Teny iditra1  hazangazanina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Harangaranina, tsikilovina, tilina: Hazangazano eo am-baravarankely Rakoto na tonga na tsia
Fototeny  4  hazangazana
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  hazangazanina, nahazangazany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21