Teny iditra |
hazangazana
(hazana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fahamainana (toy ny fahamainan'ny tany karankaina) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Very hard. Used of earth. See mazana
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sécheresse, comme celle de la terre [1.3]
|
|
Teny iditra |
hazangazana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitazanana ny lavidavitra fa tsy manatona; fijerena taratra na fitiliana hahafantarana izay miseho [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | On the look out, being on the watch [1.2]
|
Sampanteny |
|