|
|
|
|

Teny iditra1  hazavana
Fototeny  2  zava
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] zava
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] lightness, brilliancy
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] la lumière, la clarté
7  [1.8] lumière, clarté
Ohatra  8  [2.470] Na dia taitran' ny hazavan' ny jiro aza, dia tsy nisy nikehana kosa ireo akoho amam-borona mitingitingina ambony sobika sy tandroho.
9  [2.499] Mipariaka eny amin' ny torapasika fotsy manjelatra ny hazavany, ka mamiratra mamono maso, ary ny hafanany mampanjary vain' afo kely tsy hita isa ny fasika hitsahana eny an-dalambe sy eny an-tokotany.
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Tovy hevitra  12  fahazavana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  17  hanazava, havazana, hazavana, zahavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02