|
|
|
|

Teny iditra1  hazomalama
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] hazo lava sy mahitsy nohosorana menaka ary nasiana zavatra eny an-tendrony ka izay tafahanika eny dia mahazo amin' ireo
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (de hazo : bois et malama : poli, glissant, lisse). Probablement aussi un Casearia (Salicaceae). Grand arbre à bois blanc marbré de rose ou de violet. Il se travaille très facilement et prend un beau poli. Surtout employé en menuiserie. [Betsimisaraka]
Voambolana  5  Haizavamaniry: hazo
Singan-teny  6  hazo, malama

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02