|
|
|
|

Teny iditra1  malama
Fototeny  2  lama
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Malambolambo mampibolisatra: Tandremo sao potraka fa malama ny fotaka
Midifidify tsy mety mandoa trosa: Olona malama iny Rangahy iny fa aza mba mampisambo-bola an' iny.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] smooth, slippery
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] glissant
7  [1.3] Poli, uni
figuré: mauvais payeur, peu probe, qui ne rend pas ce qu'il emprunte
8  [1.8] lisse
Ohatra  9  [2.472] Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray.
10  [2.529] Raha manaiky ny tsy hiverina ilalana ny tongotrao kapohin‘ ny bozaka kotsan' ando sy solafaka impolo kely amin' ny fotaka malaman' ny riaka...
11  [2.1010] nefa tandremo sao lavo fa malama ny lalana;
12  [2.69] Tonon' andry malama, Mahaiza mitan-kazomanga, Fa ny zana-Bazaha no hitsangaaa.
Haiendriteny 
13  Tsotra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny malama io

Fivaditsoratra  30  amalam, malama, mamalà, mamala

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02