|
|
|
|

Teny iditra1  hazomalama
Singan-teny  2  hazo, malama
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  hazo lava sy mahitsy nohosorana menaka ary nasiana zavatra eny an-tendrony ka izay tafahanika eny dia mahazo amin' ireo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  (de hazo : bois et malama : poli, glissant, lisse). Probablement aussi un Casearia (Salicaceae). Grand arbre à bois blanc marbré de rose ou de violet. Il se travaille très facilement et prend un beau poli. Surtout employé en menuiserie. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry: hazo

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/06