Teny iditra | 1 hazomaty |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
kitay |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] bois à brûler 5 [1.405] [Sakalava-Mayotte] bois mort, bois à brûler |
Ohatra |
6 [1.508#] Niteny taminy haka akondro, haka kibo, ireny kibo madinidinika any anaty ala ireny, ary haka hazomaty, nentiny daholo ireny. |
Singan-teny | 7 hazo, maty |
Mpanahaka | 8 kitay |
Fivaditsoratra | 9 hazomaty, hiotazam, hiozatam, hitoazam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |