Teny iditra | kitay | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Hazo na bozaka arehitra ao am-patana hahamasaka ny sakafo: Kitay hazo, kitay bozaka / Maka kitay [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | firewood; any fuel used for cooking [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | bois de feu, bois de chauffage; combustible [Hallanger 1974] | |||
bois à brûler [SLP 1986] | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Mpanahaka | hazomaty | |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny kitay io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |