Teny iditra (1/2) | 1 hazomena |
Fototeny | 2 hazo, mena |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a shrub or tree whose wood is very durable, and is used for the corner posts of wooden houses. Weinmannia rutenbergii, Engler. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 appellation botanique: Securinega seyrigii [2.612] 6 (de hazo : bois et mena : rouge). Nom général des arbres fournissant de beaux bois de couleur rouge. On désigne sous ce nom suivant les dialectes : 7 -- Nesogordonia normandii Capuron (Malvaceae) ; [Tankarana] 8 -- surtout Khaya madagascariensis Jum. et H.Perrier (Meliaceae) qui fournit un bois magnifique ; écorces réputées stimulantes. On désigne aussi sous ce nom Securinega perrieri Leandri et Securinega capuronii Leandri (Phyllanthaceae) , Erythroxylum nitidulum Baker (Erythroxylaceae) ; nom déjà signalé par Léandri et Faublée, Stadmannia grevei (Danguy et Choux) Capuron ined. (Sapindaceae) [Sakalava] [1.196] 9 -- Tina gelonium Schult. (Sapindaceae), Ochnella madagascariensis (DC) H.Perrier (Ochnaceae). [Betsimisaraka] 10 -- Symphonia microphylla (Hils. & Bojer ex Cambess.) Benth. & Hook. f. ex Vesque (Clusiaceae). [Taisaka] [Tsimihety] 11 -- Phyllanthus decaryanus Leandri (Phyllanthaceae). --(betsileo) Weinmannia rutenbergii Engl. (Cunoniaceae). Nombreux emplois en construction, menuiserie, ébénisterie, etc. [Mahafaly] [Tanosy] |
Ohatra |
12 hazomena mitam-bolamena, Tsy hotana ity fa ho roso, etc. [1.437#] 13 Dia maka fanoto hazomena avy amin' ny tranolahy, - ny rain-jaza no misikina haka izany, - ka asoitsoitrany ny tany, dia entiny miditra ao an-dapa. [2.857#] |
Voambolana |
14 Haizavamaniry |
Tovy hevitra | 15 anatsioka, farafaka |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (2/2) | 20 Hazomena |
Fototeny | 21 hazo, mena |
Singan-teny | 22 hazo, mena |
Sokajin-teny | 23 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
24 Haitoetany: tanàna |
Tsanganana sy sary iray takila |
25 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 26 Hazomena, hazomena, Hazomena, hazomena |
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/03 |