Teny iditra hehy valaka
Singan-teny hehy ; valaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fihomehezana toa mampiseho tsy firaikana haniratsirana na hampisehoana tsy fitokiana an' ilay miresaka amin' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An ironic laugh [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rire ironique [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17