|
|
|
|

Teny iditra1  hehy voraka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  hehy, voraka
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fihomehezana tsy araka ny fo fa ataotao fotsiny mba hanambarana fa faly, na dia tsy izany loatra aza

Fivaditsoratra  5  hehy voraka, hiverahako

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29