Teny iditra | heky | |
Sokajin-teny | mpampiankin-teny | |
Tovy hevitra ara-paritany | aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro, Taisaka, Tankarana] aloha [1.78] | |
Teny iditra | heky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] tahiry [1.78] | |
Teny iditra | heky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] hehy [1.78] | |
Fivaditsoratra | heky, hike, kehy |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27 |