Teny iditra | 1 helodrano |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fivilian-drano izay toa iangonan' ny rano noho ny toerana tsy mahitsy (helo-drano) ilazana ny rano mitsopaka any afovoan' ny tany izay lalovan' ny ony |
Singan-teny | 4 heloka, rano |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny helodrano io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/08 |
![]() |