|
|
|
|

Teny iditra1  helohina
Fototeny  2  heloka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Sazina araka ny didim-pitsarana: Nohelohina natao sesi-tany roapolo taona izy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be condemned, to be brought in guilty.
6  [1.7] to be condemned
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#233, 1.8] qu'on condamne
Ohatra  8  nohelohin-ko faty izy (il a été condamné à mort) [1.3#233]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13  hahelony, helohina, hiolehan

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21