|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  henahena
Fototeny  2  hena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] duplicatif

Teny iditra (2/2)6  henahena
Fototeny  7  hena
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Tsy fetezana hiala eo amin' ny toerana misy ny tena; tsy fetezana hanao na handeha fa mitokona; fidongiana na fikiribibiana.
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.2] stubbornness, obstinacy. See ditra.
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3] résistance, opiniâtreté, entêtement, refus
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  17  ahenahen, henahena, nahenahe, nehaneha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21