Teny iditra henatry ny razana (henatra, razana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny mahantra fadiranovana ao amin' ny fianakaviana, izay toy ny henatry ny razana ka tokony hampian' ny havana rehetra [Rajemisa 1985]

2009/11/07