Teny iditra hena vandana
Singan-teny hena ; vandana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Nofon-kena misy taviny mipentimpentina, fahita indrindra eo amin' ny sorokena [1.1]
Tovy hevitra vandan-kena

Nohavaozina tamin' ny 2024/04/16