|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hendratra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Taitra ka mitraka tampoka ny loha, mientana, miantsambotra: Hendratra izy nahita ilay hazavana teo ambony lohany
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2, 1.7] startled, twitching
10  [1.2] starting
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.19] [Tankarana] saisi de frayeur, soubresaut
très content (par exemple de recevoir un ami).
12  [1.8] qui tressaille
Ohatra  13  [2.5#71] hoy Zaka hendratra.
14  [2.944#] Hoy aho hendratra kely.
15  [2.643#165] hendratra izy sady tafatsangana niaraka tamin' izay.
Tovy hevitra  16  hendraka
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny hendratra io

Teny iditra (2/3)18  hendratra
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.196] [Betsimisaraka] (sens général : qui fait sursauter, très saillir). Macarisia pyramidata Thouars (Rhizophoraceae). Bois brûlant sans fumée quand il est bien sec. Les pêcheurs le recherchent pour faire des torches en vue de la pêche au lamparo
Voambolana  21  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)23  hendratra
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25  [1.196] [Betsimisaraka] (de hena : aliment, viande ; et ratra : égratignures). Carissa madagascariensis Thouars (Apocynaceae). Le calac de Madagascar. Ses fruits savoureux sont recherchés. Mais l'arbuste est épineux et provoque souvent des égratignures.
Voambolana  26  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  28  ahendratr, hendratra, Hetran-drà

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10