Teny iditra | 1 hendre |
Fototeny | 2 hendry |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny mpamaritra hendry [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#235] sois sage, avisé, raisonnable, prudent 5 [1.107, 1.20] soyez sage |
Ohatra |
6 Ary hendre, ry Ambanilanitra, hiadananareo. [2.649#] 7 Nanafatrafatra Ineny : hendre tsara, rankizy. [2.332#] 8 Ary hendre, fa tsy tiako ny lainga, ry ambanilanitra. [2.654#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |