|
|
|
|

Teny iditra1  hendry ka tsy manan-ko an-teny
Singan-teny  2  hendry, tsy, manana, ho, teny
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tenin' olona miavonavona izay nanarin' olona mahantra, hono, ka namaly hoe: hendry ve tsy hanan-ko an-tena; toy izany koa ny mpitovo nananatra ny manambady ka nahazo valiny hoe: raha hendry tsy manan-ko an-tena

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07