|
|
|
|

Teny iditra1  henika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Feno: Henika ny sompitra ~ Heniky ny hafaliana ny fonay
Vonto, tanteraka: Heniky ny sira ny laoka
Safotra: Heniky ny rano ny tanimbary.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] full; having all
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#236] comble, plein, comblé, rassasié, pénétré, saturé, couvert: Heniky ny vary ny sobiky (La corbeille est pleine de riz) ~ Henika ny barika (La barrique est pleine) ~ Heniky ny ha-faliana ny foko (Mon cœur est comblé de joie) ~ Henika aho (Je suis rassasié) ~ Heniky ny sira ny hena (La viande est pénétrée, saturée de sel) ~ Heniky ny rano ny tanimbary (Les rizières sont couvertes d’eau)
6  [1.8] comblé, saturé
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  10  akehin, haneky, hanike, hekany, henika, kehina, kihane, nakehi

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/27