Teny iditra | 1 henjihenjy |
Fototeny | 2 henjy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fihazakazahana sy firioriovana etsỳ sy erỳ; fivezivezena amin' ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] action de gambader, de folâtrer, de courir ça et là |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 henjy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |