|
|
|
|

Teny iditra1  henoy
Fototeny  2  heno
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana henoina [Fitanisana]
Ohatra  4  [1.1] henoy ny hiran' ny ankizy
5  [1.1] henoy ny fangatahanay, tompoko
6  [1.3#206] henoy tsrar ny teniko (Ecoutez bien mes paroles)
Tsipelina hafa  7  hainoy
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny henoy io

Fivaditsoratra  10  henoi, henoy, hoeny, noehi

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21