|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  heny
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mitovy amin' ilay efa eo, na isa na habe: Enina kilao io kisoa io tamin' ny novidiko, ary izao izy telopolo kilao, izany hoe lasa indimy heny ny lanjany.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] so many times; used with numerals, as: avo folo heny (ten times as much)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] tant de fois; s'emploie comme suit: avo folo heny (dix fois plus)
Sampanteny 
6  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)15  heny
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1] Sahaza, mifanentana, tandrify, mifanandrify
Mahazo mivady fa tsy mpihavana akaiky: Olon-tsy heny aminao Rasoa ka tsy azonao alaina ho vady.
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.19] [Tankarana] réel, vraiment. (edy, ankitiny, tokoa)
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  20  ehin, heny, nehi

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02