Teny iditra | tokoa | ||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||
Famaritana malagasy | Tena... fa tsy kivazivazy: Lasa tokoa izy lahy! ¶ Fanamafisana ny teny "marina" ka ny hevitr' ireo teny roa ireo amin' izay dia hoe: tsy misy isalasalana: Marina tokoa fa tsy misy mahay ohatra azy [Rajemisa 1985] | ||||||
Fandikana anglisy | indeed, truly, certainly [Hallanger 1973] | ||||||
Fandikana frantsay | vraiment, certainement [Hallanger 1974] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |