Teny iditra herahera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Hazangazana [Rajemisa 1985]

Teny iditra herahera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fangatahana andro lava [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay action de prendre par force [Abinal 1888 takila 237]
Sampanteny 

Teny iditra herahera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (sens général : action de prendre quelque chose par la force ; ici duplicatif de hera, prononciation locale pour herana). Cyperus latifolius Poir. (Cyperaceae). Identité déjà signalée par Segalen et Moureaux. Emplois en sparterie. Voir herana. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Cyperus latifolius

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/08