Teny iditra herana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' ahitra vaventy sy mivela-dravina, miara-maniry amin' ny zozoro eny anaty rano na eny an-keniheny, ary fanaovana tsihy sy harona na fanafoana trano (Cyperus latifolius) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay jonc à large feuilles dont on couvre les toits. Cyperus latifolius, Poir. [Abinal 1888]
 variété de jonc [SLP 1986]
Voambolana 
Anarana siantifika Cyperus latifolius
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny herana ity (1): Ankeramadinika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31