|
|
|
|

Teny iditra1  herana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan' ahitra vaventy sy mivela-dravina, miara-maniry amin' ny zozoro eny anaty rano na eny an-keniheny, ary fanaovana tsihy sy harona na fanafoana trano (Cyperus latifolius)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] jonc à large feuilles dont on couvre les toits. Cyperus latifolius, Poir.
5  [1.13] variété de jonc
6  [1.196] . Nom de divers cyperus employés pour la couverture des maisons et la sparterie. Surtout : Cyperus latifolius var. herana Chermezon et Cyperus latifolius var. solidifolius Chermezon et Cyperus dives Delile (Cyperaceae). Nombreux emplois en vannerie et sparterie. Peuvent fournir aussi une bonne pâte à papier. Lorsqu'on rabattu la plante une première fois, on obtient des feuilles beaucoup plus fines appelées tsoakerana qu'on utilise pour des ouvrages plus soignés. [Merina]
7  [Betsileo]
8  [Betsimisaraka]
9  [Sihanaka]
Ohatra  10  herana matevim-be ny tafony; [1.437#]
11  Ary io trano fiangonana vao vita io, dia tafo herana. [2.59#]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny herana io

Fivaditsoratra  21  hanera, harena, henara, herana, nahare, rehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02