Teny iditra | 1 herinandro ambony |
Singan-teny | 2 herinandro, ambony |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] next week |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] la semaine prochaine |
Ohatra |
6 Hantsoinay ianao hiakatra eto Antananarivo amin'ny herinandro ambony [2.356#178] 7 Amy herinandro ambony tsika manao havoria momba ny kotizasiona vola iny [2.606#223] 8 Tsy raharahako izany, fa vonony ny roapolon' ialahy amin' ny herinandro ambony [2.472#14] |
Voambolana |
9 Fotoana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |