|
|
|
|

Teny iditra1  hero-dronono
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] menaka azo avy amin' ny ronono
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] cream
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] crème
Voambolana  6  Toe-karena: hanina
Singan-teny  7  herotra, ronono
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny hero-dronono io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07