Teny iditra herongerona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feo migoboka sady mandrahona: feon' ny biby mampitahotra sy vonon-kandramatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy threats [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay menaces [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra 
1Fa novaliany herongerona hoe : "Vohay, lehireto, fa lehilahy tsy mataho-dehilahy; [Dahle: Angano]
2Niova fihetsika Rasolomanana: tsy be herongerona intsony, tsy nanangana adiady intsony; [Andrianjafy: Orimbato]

2019/04/26