Teny iditra | herongerona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feo migoboka sady mandrahona: feon' ny biby mampitahotra sy vonon-kandramatra [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Threats [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Menaces [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |