| Teny iditra | 1 hetrika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza ny feon' ny vary madiva ho ritra sy ho masaka
4 Hafanana tsy anerany 5 Fahavoriam-bahoaka betsaka misy lanonana malaza [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 8 hetriketrika |
| Fivaditsoratra | 9 hekitra, hetrika, 10 katrehy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22 |
|