|
|
|
|

Teny iditra1  hetriketrika
Fototeny  2 hetrika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny feon' ny vary madiva ho ritra sy ho masaka
5 Hafanana tsy anerany
6 Fahavoriam-bahoaka betsaka misy lanonana malaza [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  14 hetrika

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22