|
|
|
|

Teny iditra1  hetriketrika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny feon' ny vary madiva ho ritra sy ho masaka
Hafanana tsy anerany
Fahavoriam-bahoaka betsaka misy lanonana malaza
Voambolana  4  Feo
Fototeny  5  hetrika
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Tovy hevitra  10  hetrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30