|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hetrina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lempona, iva; be dia be, sesehena
Sampanteny 
4  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)5  hetrina
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Farihy na dobo taloha fa efa salira ritranefa tsy ialan-drano foana.
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.13] marais, marécage
9  [1.196] Nom des tourbières et, par extension, de leur végétation, notamment certaines cyperaceae et les Sphaignes, Sphagnum sp.. C'est l'habitat d'élection du drosera malgache : Drosera ramentacea Burchell (Droseraceae). Voir mahatanando. [Merina]
Ohatra  10  [2.59#] hetrina lehibe, anarany Betsimizara
11  [2.472#] Tanimbary tsoatokana ny hetrina rehetra manodidina ny farihy Alaotra, ny tanety sy havoana amin' ny faritra sisa mampety voly tanety na inona izany na inona, ny zehitra amoron-drano dia tahirin-tanimbary miandry fotoanany fotsiny.
Voambolana  12  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  13  hotsaka, heniheny

Teny iditra (3/3)14  hetrina
Sokajin-teny  15  anarana
Voambolana  16  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  17  atrehin, haetrin, hanetry, hanteri, harenty, haterin, hatreny, hetrany, hetrina, hietran, hitrena, ihetran, natrehi, nihetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02