Teny iditra hetry
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fohy sady tsy mitombo; iva sady kely: Hazo hetry
Mitovy hevitra: botry ~ kambety kely ~ keliantitra ~ vatokely [Rajemisa 1985]

2012/12/17