Teny iditra hety
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiasana andidiana na anapahana zavatra toy ny lamba, taratasy, volo: Dombo velona ity hety ity
Fandidiana na fanapahana amin' ny hety: Hety volon' ny mpangalatra akoho, hono, izao an' ise izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Scissors [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ciseaux [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra hety
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] [1.78]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11