Teny iditra mihety (hety)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitapa-bolo: Lasa nihety any amin' ny mpanety izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to have one's hair cut [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se faire tondre les cheveux [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihety
nihety
hihety
miheteza

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/07