|
|
|
|

Teny iditra1  hevaheva
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra tsy mitehi-tany fa mihantona eny amin' ny habakabaka.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a floating in space
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] état de ce qui est suspendu en l'air
Fototeny  6  heva
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30